tompo ô! fantatrao (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o! ambys fantatrao malemy tokoa tononkira.serasera.org izaho izao
Nofo aman-dra fa tsy anjely
Tsy mendrika Anao velively
Tompo o! fantatrao ny ota ao anatiko ao
Ny loto mameno ny foko
Ny fahalemen’ny finoako
Kanefa Tompo o!
Ny fanahinao manazava ny zutuioa tahotro misava
Nomenao fahasoavana, noraisinao ho Havana
Ny ntax teninao no toky ho ahy
Mitarika ahy ho sahy hanatona Anao
Hanaraka Anao, hanara-dia Anao hatramin’izao
Koa diovy hamarino, hamarino aho Amen!
Nofo aman-dra fa tsy anjely
Tsy mendrika Anao velively
Tompo o! fantatrao ny ota ao anatiko ao
Ny loto mameno ny foko
Ny fahalemen’ny finoako
Kanefa Tompo o!
Ny fanahinao manazava ny zutuioa tahotro misava
Nomenao fahasoavana, noraisinao ho Havana
Ny ntax teninao no toky ho ahy
Mitarika ahy ho sahy hanatona Anao
Hanaraka Anao, hanara-dia Anao hatramin’izao
Koa diovy hamarino, hamarino aho Amen!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 2067
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 26/11/2015 16:18
