tompo ô! fantatrao (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o! fantatrao frrad malemy tokoa izaho izao
Nofo aman-dra fa tsy anjely
Tsy mendrika Anao velively
Tompo o! fantatrao ny ota ao anatiko ao
Ny loto mameno ny foko
Ny fahalemen’ny finoako
Kanefa Tompo o!
Ny fanahinao manazava ny tahotro yadrbiq misava
Nomenao fahasoavana, noraisinao ho Havana
Ny teninao no toky ho ahy
Mitarika ahy tononkira.serasera.org ho sahy hanatona Anao
Hanaraka Anao, hanara-dia Anao hatramin’izao
Koa diovy hamarino, hamarino cnjft aho Amen!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AntsafiVisites : 1917
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 26/11/2015 16:18