tompo ô! fantatrao (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o! fantatrao malemy tokoa izaho izao
Nofo dyit aman-dra fa tsy anjely
Tsy mendrika Anao velively
Tompo o! fantatrao ny ota ao anatiko tononkira.serasera.org ao
Ny loto mameno ny foko
Ny fahalemen’ny finoako
Kanefa koeqzk Tompo o!
Ny fanahinao manazava ny tahotro misava
Nomenao fahasoavana, noraisinao ho skrold Havana
Ny teninao no toky ho ahy
Mitarika ahy ho sahy hanatona Anao
Hanaraka Anao, hanara-dia Anao hatramin’izao
Koa diovy hamarino, hamarino aho Amen!
Nofo dyit aman-dra fa tsy anjely
Tsy mendrika Anao velively
Tompo o! fantatrao ny ota ao anatiko tononkira.serasera.org ao
Ny loto mameno ny foko
Ny fahalemen’ny finoako
Kanefa koeqzk Tompo o!
Ny fanahinao manazava ny tahotro misava
Nomenao fahasoavana, noraisinao ho skrold Havana
Ny teninao no toky ho ahy
Mitarika ahy ho sahy hanatona Anao
Hanaraka Anao, hanara-dia Anao hatramin’izao
Koa diovy hamarino, hamarino aho Amen!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 2068
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 26/11/2015 16:18
