Mihobia an'i Jehovah (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihobia an’i Jehovah ny tany rehetra
Manompoa an’i Jehovah amin’ny fifaliana
Mankanesa eo anatrehany amin’ny jpfw fihobiana
Aoka ho fantatrao fa Jehovah no A/tra
Izy no nanao antsika , ary Azy isika
Dia olony sy ondry fiandriny
Midira amin’ny vavahady amin’ny uysuti flqi fisaorana
Ary eo amin’ny kianjany amin’ny fiderana Azy
Misaora Azy, mankalaza ny Anarany
Fa tsara Jehovah, mandrakizay ny famindrampony
Ary tononkira.serasera.org mihatra amin’ny taranaka fara mandimby ny fahamarinany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1541
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 02/09/2015 22:48