Mihobia an'i Jehovah (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihobia an’i Jehovah ny tany rehetra
Manompoa an’i Jehovah amin’ny fifaliana
Mankanesa eo anatrehany amin’ny fihobiana
Aoka ho fantatrao fa Jehovah no A/tra
Izy no nanao jwrlgm antsika , ary Azy isika
Dia zdweyogv olony sy ondry fiandriny
Midira amin’ny vavahady amin’ny fisaorana
Ary cbbsh eo amin’ny kianjany amin’ny fiderana Azy
Misaora Azy, mankalaza ny Anarany
Fa tsara Jehovah, tononkira.serasera.org mandrakizay ny famindrampony
Ary mihatra amin’ny taranaka fara mandimby ny fahamarinany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1518
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 02/09/2015 22:48