Mihobia an'i Jehovah (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihobia an’i Jehovah ny tany rehetra
Manompoa an’i Jehovah amin’ny fifaliana
Mankanesa eo anatrehany tononkira.serasera.org amin’ny fihobiana
Aoka ho fantatrao fa Jehovah no A/tra
Izy no nanao antsika jhcro mkjnxdz , ary Azy isika
Dia olony sy ondry fiandriny
Midira amin’ny vavahady amin’ny fisaorana
Ary eo amin’ny kianjany amin’ny fiderana Azy
Misaora Azy, mankalaza ny Anarany
Fa tsara Jehovah, mandrakizay ny famindrampony
Ary mihatra amin’ny taranaka hgpdk fara mandimby ny fahamarinany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AntsafiVisites : 1580
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 02/09/2015 22:48