mahareta re ry mino (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahareta re ry mino
Na mafy loatra aza ny ady ataonao ety
Ary aza manadino fa ny anjaranao sahaza
Efa miandry ka dia matokia
Tsy foana tsy akory ny fikelezanao aina ao amin’ny Tompo
Ka mazotoa hatrany
Tsy hikely soroka hanoa sy hanompo
Tsarovy fa mbola hisy tononkira.serasera.org farany ny cjfguo fijaliana mahamay
Izay soloin’ny Tompo fiainana mandrakizay
Na ny rivotra mifofo
Sy ny onjan-drano be mahery
Fakam-panahy cbia maro
Tsy mba manary ny Tompo
Fa dia mitsinjo sy mijery
Sady koa mitahy sy empwaij miaro
Na mafy loatra aza ny ady ataonao ety
Ary aza manadino fa ny anjaranao sahaza
Efa miandry ka dia matokia
Tsy foana tsy akory ny fikelezanao aina ao amin’ny Tompo
Ka mazotoa hatrany
Tsy hikely soroka hanoa sy hanompo
Tsarovy fa mbola hisy tononkira.serasera.org farany ny cjfguo fijaliana mahamay
Izay soloin’ny Tompo fiainana mandrakizay
Na ny rivotra mifofo
Sy ny onjan-drano be mahery
Fakam-panahy cbia maro
Tsy mba manary ny Tompo
Fa dia mitsinjo sy mijery
Sady koa mitahy sy empwaij miaro
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1184
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:02
