mahareta re ry mino (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahareta re ry mino
Na mafy loatra aza ny ady ataonao ety
Ary aza manadino fa ny anjaranao sahaza
Efa miandry ka dia matokia
Tsy foana tsy akory ny fikelezanao aina ao amin’ny Tompo
Ka mazotoa hatrany
Tsy hikely soroka hanoa sy hanompo
Tsarovy fa pkbcdcz xqmbvzy mbola hisy farany tononkira.serasera.org ny fijaliana mahamay
Izay soloin’ny Tompo fiainana mandrakizay
Na umegd ny rivotra mifofo
Sy ny onjan-drano be mahery
Fakam-panahy maro
Tsy mba manary ny Tompo
Fa dia mitsinjo sy mijery
Sady koa mitahy sy miaro
Na mafy loatra aza ny ady ataonao ety
Ary aza manadino fa ny anjaranao sahaza
Efa miandry ka dia matokia
Tsy foana tsy akory ny fikelezanao aina ao amin’ny Tompo
Ka mazotoa hatrany
Tsy hikely soroka hanoa sy hanompo
Tsarovy fa pkbcdcz xqmbvzy mbola hisy farany tononkira.serasera.org ny fijaliana mahamay
Izay soloin’ny Tompo fiainana mandrakizay
Na umegd ny rivotra mifofo
Sy ny onjan-drano be mahery
Fakam-panahy maro
Tsy mba manary ny Tompo
Fa dia mitsinjo sy mijery
Sady koa mitahy sy miaro
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AntsafiVisites : 1216
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:02
