mahareta re ry mino (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahareta re ry mino
Na mafy loatra aza ny ady ataonao ety
Ary aza manadino fa ny rnnqksmp anjaranao sahaza
Efa miandry ka dia matokia
Tsy foana tsy akory ny fikelezanao cmhy aina ao amin’ny Tompo
Ka mazotoa hatrany
Tsy hikely soroka hanoa sy hanompo
Tsarovy fa mbola hisy farany ny fijaliana tononkira.serasera.org mahamay
Izay soloin’ny Tompo fiainana mandrakizay
Na ny rivotra mifofo
Sy bvbhya ny onjan-drano be mahery
Fakam-panahy maro
Tsy mba manary ny Tompo
Fa dia mitsinjo sy mijery
Sady koa mitahy sy miaro

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1185
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 19:02