inty aho Tompo ô! (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny feo sarobidy ataon’ny Tompo izao
Manaitra antsika hifidy ny lalam-baovao hvtyua
Zay mendrika indrindra ka tiany hahasoa
Ny fiainantsika hirindra ho fiainam-baovao
         Vao re ny fiantsoana dia rototra ery
  dkth        Niroso ka nanaraka ny baikon’i Kristy
      guastoej   Taloha varivariana natoritory koa
        Izao kosa liana hiasa sy hamoa
Ny taona maro lasa tsy hanenenana
Fa be ny soritr’asa azo hanorenana
Ny andro sisa koa manomboka izao
Fikasana miavosa no hanompoana Anao
       Inty aho Tompo o!
       Inty aho iraho aho
       Ho irakao ampiasainao foana
       tononkira.serasera.org Ka mba hankasitrahanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsafi
Visites : 1509
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2543