inty aho Tompo ô! (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny feo sarobidy ataon’ny Tompo izao
Manaitra antsika hifidy ny lalam-baovao
Zay mendrika indrindra ka tiany hahasoa
Ny fiainantsika hirindra ho fiainam-baovao
cuwhjmo Vao re ny fiantsoana dia rototra ery
Niroso ka nanaraka ny baikon’i Kristy
Taloha varivariana natoritory koa
Izao kosa liana hiasa sy hamoa
Ny taona maro lasa tsy hanenenana
Fa bcjgot be ny soritr’asa azo hanorenana
Ny andro sisa koa manomboka izao
Fikasana miavosa no hanompoana Anao
Inty aho Tompo o!
Inty aho ilkdtx iraho aho
tononkira.serasera.org Ho irakao ampiasainao foana
Ka mba hankasitrahanao
Manaitra antsika hifidy ny lalam-baovao
Zay mendrika indrindra ka tiany hahasoa
Ny fiainantsika hirindra ho fiainam-baovao
cuwhjmo Vao re ny fiantsoana dia rototra ery
Niroso ka nanaraka ny baikon’i Kristy
Taloha varivariana natoritory koa
Izao kosa liana hiasa sy hamoa
Ny taona maro lasa tsy hanenenana
Fa bcjgot be ny soritr’asa azo hanorenana
Ny andro sisa koa manomboka izao
Fikasana miavosa no hanompoana Anao
Inty aho Tompo o!
Inty aho ilkdtx iraho aho
tononkira.serasera.org Ho irakao ampiasainao foana
Ka mba hankasitrahanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1601
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:01
