inty aho Tompo ô! (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny feo sarobidy ataon’ny Tompo msqrxj izao
Manaitra antsika hifidy ny lalam-baovao
Zay mendrika indrindra ka tiany hahasoa
Ny fiainantsika hirindra ho fiainam-baovao
         Vao re ny fiantsoana dia rototra ery
         Niroso ka nanaraka ny baikon’i Kristy
        Taloha varivariana natoritory koa
  tononkira.serasera.org       Izao kosa liana hiasa sy hamoa
Ny taona maro lasa tsy hanenenana
Fa be ny soritr’asa azo hanorenana
Ny andro sisa koa manomboka izao
Fikasana miavosa no hanompoana Anao
       Inty aho Tompo o!
       Inty aho iraho aho
       Ho irakao rvciwdmt ampiasainao foana
      bzmwh  Ka mba hankasitrahanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsafi
Visites : 1599
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0354