Ho tia Anao aho (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ho fifaliana ny androko
Na ho fahoriana tsy fantatro
Tokana ihany ny faniriako
Ho tia Anao aho mpamojy o!
             Ho xxxaqzju tia Anao aho isan’andro
Hanakina ny foko Aminao
Ka n’aiza n’aiza itondranao hmuu ahy
Ho tia Anao aho mpamonjy o!
Na ory aho na hiafy koa
Na Sambatra aho tsara fitahy
Tokana ihany ny faniriako
Ho tia Anao aho mpamonjy ô!
      raxfsotj        Ho tia Anao aho isan’andro
Hanakina ny foko Aminao
Ka n’inona tononkira.serasera.org n’inona hanakan’ahy
Ho tia Anao aho mpamonjy o!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsafi
Vangy : 1831
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 14:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0398