Ho tia Anao aho (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ho fifaliana ny androko
Na ho fahoriana tsy fantatro
Tokana ihany ny faniriako
Ho tia tononkira.serasera.org Anao aho mpamojy o!
Ho tia Anao aho isan’andro
Hanakina ny qpau foko Aminao
Ka n’aiza n’aiza itondranao ahy
Ho tia Anao aho mpamonjy o!
Na ory bfikdivk aho na hiafy koa
Na Sambatra aho tsara vhibggfx fitahy
Tokana ihany ny faniriako
Ho tia Anao aho mpamonjy ô!
Ho tia Anao aho isan’andro
Hanakina ny foko Aminao
Ka n’inona n’inona hanakan’ahy
Ho tia Anao aho mpamonjy o!
Na ho fahoriana tsy fantatro
Tokana ihany ny faniriako
Ho tia tononkira.serasera.org Anao aho mpamojy o!
Ho tia Anao aho isan’andro
Hanakina ny qpau foko Aminao
Ka n’aiza n’aiza itondranao ahy
Ho tia Anao aho mpamonjy o!
Na ory bfikdivk aho na hiafy koa
Na Sambatra aho tsara vhibggfx fitahy
Tokana ihany ny faniriako
Ho tia Anao aho mpamonjy ô!
Ho tia Anao aho isan’andro
Hanakina ny foko Aminao
Ka n’inona n’inona hanakan’ahy
Ho tia Anao aho mpamonjy o!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1790
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 14:27
