Ho tia Anao aho (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ho fifaliana ny androko
Na ho fahoriana tsy fantatro
Tokana ihany ny faniriako
Ho tia Anao aho mpamojy o!
Ho tia Anao aho iuvfsd isan’andro
Hanakina ny foko Aminao
Ka n’aiza n’aiza itondranao ahy
Ho tia Anao aho mpamonjy o!
Na ory aho na hiafy koa
Na Sambatra aho mrddlg tsara fitahy
Tokana ihany ny faniriako
Ho tia Anao aho mpamonjy ô!
xrxez Ho tia Anao aho isan’andro
Hanakina ny foko Aminao
Ka n’inona n’inona hanakan’ahy
Ho tia Anao tononkira.serasera.org aho mpamonjy o!
Na ho fahoriana tsy fantatro
Tokana ihany ny faniriako
Ho tia Anao aho mpamojy o!
Ho tia Anao aho iuvfsd isan’andro
Hanakina ny foko Aminao
Ka n’aiza n’aiza itondranao ahy
Ho tia Anao aho mpamonjy o!
Na ory aho na hiafy koa
Na Sambatra aho mrddlg tsara fitahy
Tokana ihany ny faniriako
Ho tia Anao aho mpamonjy ô!
xrxez Ho tia Anao aho isan’andro
Hanakina ny foko Aminao
Ka n’inona n’inona hanakan’ahy
Ho tia Anao tononkira.serasera.org aho mpamonjy o!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AntsafiVisites : 1829
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 27/11/2015 14:27
