HIVERINA (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wikrejhb ztvpk HIVERINA
1-Eto hanatrehanao lay nanotanay no mbola hantorahanay
Fa diso tononkira.serasera.org izahay nanota ry Ray ka rava noho ny helokay
Kanefa miandrandra famindram-po
Avy aminao Tompo Jesoa

Ref : Hampivereno Aminao izahay mba hiverenanay Aminao
Aoka mba tsy ho hisy tsiny , havaozy toy ny andro fahiny
Hitoetra eo ankaikinao mandrakizay

2-Menatra noho ny nataonay zahay ka tsapa ho mahamaivay
Ny herinaay kely ny suvcdnz latsa mamely ka faly ireo rafina
Ireo fahombiazana izay nisy taloha zary levona nofy avokoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsafi
Vangy : 975
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LouvRkt
Daty : 26/03/2021 16:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316