HIVERINA (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIVERINA
1-Eto hanatrehanao lay nanotanay no mbola hantorahanay
Fa diso izahay nanota ry Ray ka rava noho ny helokay
Kanefa miandrandra famindram-po
Avy aminao Tompo Jesoa
Ref : Hampivereno Aminao izahay mba hiverenanay Aminao
Aoka mba tsy ho hisy tsiny , havaozy toy ny andro fahiny
Hitoetra tononkira.serasera.org eo ankaikinao mandrakizay
2-Menatra noho ny nataonay zahay ka tsapa ho mahamaivay
Ny herinaay kely tcjcban ny latsa qjbfx mamely ka faly bidmaeqe ireo rafina
Ireo fahombiazana izay nisy taloha zary levona nofy avokoa

--------
Link: