HIVERINA (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIVERINA
1-Eto hanatrehanao lay nanotanay no mbola hantorahanay
Fa diso izahay nanota ry pjsechdv Ray ka rava noho ny helokay
Kanefa miandrandra famindram-po
Avy aminao Tompo Jesoa

Ref : Hampivereno Aminao izahay mba hiverenanay Aminao
Aoka mba tsy ho hisy tsiny , havaozy toy ny andro fahiny
Hitoetra eo ankaikinao mandrakizay

2-Menatra noho ny nataonay zahay ka tsapa nosw ho tononkira.serasera.org mahamaivay
Ny herinaay kely ny latsa ioyrce mamely ka faly ireo rafina
Ireo fahombiazana izay nisy taloha zary levona nofy avokoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsafi
Visites : 976
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : LouvRkt
Date : 26/03/2021 16:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0511