Hanandratra (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jesoa no hasandratra e.
Ny dera sy ny voninahitra e.
Ho Anao lbhe ilay mpanjakanay, ho mandrakizay.
Ka ny vavanay dia tsy hitsahatra hisokatra.
Na dia maro aza ireo mpanatsatso, mpanohitra.
Ny amin'ilay finoana aty anatinay tsy hafenina.
Fa haseho ho asa ka tsy maintsy tenenina
Ref: (Sasa-poana e!) Fingana sy sakatsakana e
(Sasa-poana e!) Ny totohondry sy ny dakany e
(Sasa-poana e!) Ny anay tongotra efa mby an-dakana e
(Sasa-poana e!) Fa ny Tompo ny anay xtub rjvu no mitantana e
Ao anatinay dia tsy mety tony ny hafanana.
Manaitra anay tsy hatoritory ny hazavana.
Ny fahalehibeazanao no ambara ambany lanitra.
Hiderana hatrany tononkira.serasera.org ny fahatsaran'Andriamanitra.
Ref:.............

--------
Rohy: