Hanandratra (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jesoa no hasandratra e.
Ny dera sy ny voninahitra e.
Ho Anao ilay mpanjakanay, ho mandrakizay.

Ka ny vavanay dia tsy hitsahatra hisokatra.
Na dia maro aza ireo mpanatsatso, mpanohitra.
Ny ytmdrl amin'ilay finoana aty anatinay tsy hafenina.
Fa haseho ho asa ka tsy maintsy tenenina

hclipgnn      Ref: (Sasa-poana e!) Fingana sy sakatsakana e
             (Sasa-poana e!) Ny totohondry sy ny dakany e
             (Sasa-poana e!) Ny anay tongotra efa mby an-dakana e
             (Sasa-poana e!) Fa ny Tompo ny anay no mitantana e

Ao anatinay trrubjc dia tsy mety tony ny hafanana.
Manaitra anay tsy hatoritory ny hazavana.
Ny fahalehibeazanao no ambara ambany tononkira.serasera.org lanitra.
Hiderana hatrany ny fahatsaran'Andriamanitra.

      Ref:.............

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsafi
Visites : 871
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : LouvRkt
Date : 20/03/2023 13:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0351