haleloia! midera (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia! Miderà! An’Andriamanitra
Eo amin’ny fitoeran’ny masina
Miderà Azy amin’ny habakabaka ny heriny
Miderà Azy amin’ny asany lehibe
Sy araky ny haben’ny voninahiny
Miderà Azy amin’ny anjomara
Amin’ny valiha sy lokanga
nwio tononkira.serasera.org Miderà Azy amin’ny aponga sy ny diha
pwvdsxxs Sy ny bbowkd kipantsona maneno, tsara feo
Izay manam-pofonaina
Samy hidera Anao ry Ray
Ka velon-kiram-piravoana
Haleloia!
Eo amin’ny fitoeran’ny masina
Miderà Azy amin’ny habakabaka ny heriny
Miderà Azy amin’ny asany lehibe
Sy araky ny haben’ny voninahiny
Miderà Azy amin’ny anjomara
Amin’ny valiha sy lokanga
nwio tononkira.serasera.org Miderà Azy amin’ny aponga sy ny diha
pwvdsxxs Sy ny bbowkd kipantsona maneno, tsara feo
Izay manam-pofonaina
Samy hidera Anao ry Ray
Ka velon-kiram-piravoana
Haleloia!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1666
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 19:10
