haleloia! midera (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia! Miderà! An’Andriamanitra
Eo amin’ny fitoeran’ny masina
Miderà Azy amin’ny habakabaka ny tononkira.serasera.org heriny
Miderà Azy amin’ny asany lehibe
Sy araky ny haben’ny voninahiny
Miderà bnglrkg Azy amin’ny anjomara
Amin’ny valiha sy lokanga
Miderà Azy amin’ny aponga sy ny diha
Sy ny punecgfs jgzvutn kipantsona maneno, tsara feo
Izay manam-pofonaina
Samy hidera Anao ry Ray
Ka velon-kiram-piravoana
Haleloia!
Eo amin’ny fitoeran’ny masina
Miderà Azy amin’ny habakabaka ny tononkira.serasera.org heriny
Miderà Azy amin’ny asany lehibe
Sy araky ny haben’ny voninahiny
Miderà bnglrkg Azy amin’ny anjomara
Amin’ny valiha sy lokanga
Miderà Azy amin’ny aponga sy ny diha
Sy ny punecgfs jgzvutn kipantsona maneno, tsara feo
Izay manam-pofonaina
Samy hidera Anao ry Ray
Ka velon-kiram-piravoana
Haleloia!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AntsafiVisites : 1717
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:10
