haleloia! midera (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia! Miderà! An’Andriamanitra
Eo amin’ny fitoeran’ny masina
Miderà Azy amin’ny habakabaka ny heriny
Miderà Azy amin’ny asany lehibe
Sy araky ny haben’ny voninahiny
Miderà khqlirs Azy amin’ny anjomara
cxvuu Amin’ny valiha sy lokanga
Miderà Azy tononkira.serasera.org amin’ny aponga sy chissqle ny diha
Sy ny kipantsona maneno, tsara feo
Izay manam-pofonaina
Samy hidera Anao ry Ray
Ka velon-kiram-piravoana
Haleloia!
Eo amin’ny fitoeran’ny masina
Miderà Azy amin’ny habakabaka ny heriny
Miderà Azy amin’ny asany lehibe
Sy araky ny haben’ny voninahiny
Miderà khqlirs Azy amin’ny anjomara
cxvuu Amin’ny valiha sy lokanga
Miderà Azy tononkira.serasera.org amin’ny aponga sy chissqle ny diha
Sy ny kipantsona maneno, tsara feo
Izay manam-pofonaina
Samy hidera Anao ry Ray
Ka velon-kiram-piravoana
Haleloia!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1666
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:10
