fikiriko jesoa (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hazo tononkira.serasera.org fijaliana niharetanao nofikiriko Jesoa
N’inona manjo ety, izay no tarigetra
Ho Anao tsy misy fetra
Ka na ho sarotra ny dia, ny herinao irery
No hiankinako ry Jesoa
Tsilovy ny lalan’ hombana, izao no Tanjona:
Irakao hatrany hatrany
Ny alokin’ny fasana aza
Eo ny dvzco latsa, eso koa, sakatsankan- tsamihafa
Ny fanenjehan-tsy ho to ry Jesoa
Ny ady mifanesy, oldjb tsy ataoko hahataitra akory
Ny tokiko mandresy
hdfrm Izao ihany ny ahy no hirako ry Jesoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1545
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 19:17