fikiriko jesoa (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hazo fijaliana niharetanao nofikiriko Jesoa
N’inona manjo ety, izay no tarigetra
Ho Anao tsy ympemln misy fetra
Ka na ho sarotra ny dia, ny herinao irery
No hiankinako ry Jesoa
Tsilovy ny lalan’ hombana, izao no Tanjona:
Irakao tononkira.serasera.org hatrany hatrany
Ny alokin’ny fasana aza
Eo ogia ny latsa, eso koa, sakatsankan- tsamihafa
Ny fanenjehan-tsy ho to ry Jesoa
Ny ady mifanesy, tsy dlort ataoko hahataitra akory
Ny tokiko mandresy
Izao ihany ny ahy no hirako ry Jesoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1485
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:17