fikiriko jesoa (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hazo barggf fijaliana niharetanao nofikiriko Jesoa
N’inona manjo ety, izay no tarigetra
Ho Anao tsy misy fetra
Ka na myhsck ho sarotra ny dia, ny herinao irery
No hiankinako ry Jesoa
Tsilovy ny lalan’ hombana, izao no Tanjona:
Irakao hatrany hatrany
       ernzycv Ny alokin’ny fasana aza
       Eo ny latsa, eso koa, sakatsankan- tsamihafa
Ny fanenjehan-tsy ho to ry Jesoa
     Ny ady mifanesy, tsy ataoko hahataitra akory
     Ny tokiko mandresy
     Izao ihany ny tononkira.serasera.org ahy no hirako ry Jesoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsafi
Visites : 1544
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317