fantatro fa (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin’ny andro hatahorako
No tononkira.serasera.org andraisako Anao Ray ô!
Hainao ny mamaha ny fatorako
Na inona adim-panahy
Raha maro ny ady hatrehako
Ampinga ho ahy Ianao
Ny sandrinao no fianteherako
Matoky aho f’Ianao tsy mandao
Fa fantatro fa tsy irery aho
npoxymhs zluu Fa manana ilay Ray Mpiahy
Tompoko izay tompoiko sady koa tia ahy
Amin’ny andro fifaliako
Arovy aho mba tsy hirehareha
Ka tsy ho pxagwnwz ny fisainako
No hitondra ny lalan-kaleha
Tsy misy soa izay ananako
Rah’oharina Aminao
Tokana ny ahy ny safidiko
Dia ny hampifalianao
Fa fantatro fa tsy irery aho (x2)
No tononkira.serasera.org andraisako Anao Ray ô!
Hainao ny mamaha ny fatorako
Na inona adim-panahy
Raha maro ny ady hatrehako
Ampinga ho ahy Ianao
Ny sandrinao no fianteherako
Matoky aho f’Ianao tsy mandao
Fa fantatro fa tsy irery aho
npoxymhs zluu Fa manana ilay Ray Mpiahy
Tompoko izay tompoiko sady koa tia ahy
Amin’ny andro fifaliako
Arovy aho mba tsy hirehareha
Ka tsy ho pxagwnwz ny fisainako
No hitondra ny lalan-kaleha
Tsy misy soa izay ananako
Rah’oharina Aminao
Tokana ny ahy ny safidiko
Dia ny hampifalianao
Fa fantatro fa tsy irery aho (x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1667
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 19:17
