fantatro fa (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin’ny andro hatahorako
No andraisako Anao Ray ô!
Hainao ny mamaha ny fatorako
Na inona adim-panahy
Raha maro ny ady hatrehako
Ampinga ho ahy Ianao
Ny sandrinao no fianteherako
Matoky aho f’Ianao tsy mandao
omhgtoy Fa fantatro fa tsy irery aho
Fa manana ilay Ray Mpiahy
Tompoko tononkira.serasera.org izay tompoiko sady koa tia ahy
Amin’ny andro fifaliako
Arovy aho mba tsy hirehareha
Ka tsy ho ny fisainako
No hitondra ny lalan-kaleha
Tsy misy hyyxka soa izay ananako
Rah’oharina Aminao
Tokana ny ahy ny safidiko
Dia ny hampifalianao
Fa fantatro fa tsy irery aho wkrconge (x2)
No andraisako Anao Ray ô!
Hainao ny mamaha ny fatorako
Na inona adim-panahy
Raha maro ny ady hatrehako
Ampinga ho ahy Ianao
Ny sandrinao no fianteherako
Matoky aho f’Ianao tsy mandao
omhgtoy Fa fantatro fa tsy irery aho
Fa manana ilay Ray Mpiahy
Tompoko tononkira.serasera.org izay tompoiko sady koa tia ahy
Amin’ny andro fifaliako
Arovy aho mba tsy hirehareha
Ka tsy ho ny fisainako
No hitondra ny lalan-kaleha
Tsy misy hyyxka soa izay ananako
Rah’oharina Aminao
Tokana ny ahy ny safidiko
Dia ny hampifalianao
Fa fantatro fa tsy irery aho wkrconge (x2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1668
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:17
