fantatro fa (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin’ny andro hatahorako
No nslbi andraisako Anao Ray ô!
Hainao ny mamaha ny fatorako
Na inona adim-panahy
Raha maro ny ady hatrehako
Ampinga ho ahy Ianao
Ny sandrinao no fianteherako
Matoky aho f’Ianao tsy mandao
      Fa fantatro fa whwqsqkx tsy irery aho
     qphtcdlo  Fa manana ilay Ray Mpiahy
      Tompoko izay tompoiko sady koa tononkira.serasera.org tia ahy
Amin’ny andro fifaliako
Arovy aho mba tsy hirehareha
Ka tsy ho ny fisainako
No hitondra ny lalan-kaleha
Tsy misy soa izay ananako
Rah’oharina Aminao
Tokana ny ahy ny safidiko
Dia ny hampifalianao
      Fa fantatro fa tsy irery aho (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsafi
Visites : 1668
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305