Fanasana (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpanota ô avia
Fa miantso anao kristy,
aza miherikerika intsony ianao,
Faingana ianao
Fa miandry anao Izy
Efa ela no nitadiavany anao,
Lova tsy mety ho lany
No atolony sqdm ho anao,
ka ho foana nrzd ny fijaliana sy fahoriana
Raiso izany oqztv antso izany,
fa tsy hanenenanao
satria ahita fiadanana ianao,
Homba tononkira.serasera.org anao izy,
n aiza n aiza alehanao
Ankino Aminy ny fiainanao
Satria Izy no lalana
sy fahamarinana ary koa fiainana.
Fa miantso anao kristy,
aza miherikerika intsony ianao,
Faingana ianao
Fa miandry anao Izy
Efa ela no nitadiavany anao,
Lova tsy mety ho lany
No atolony sqdm ho anao,
ka ho foana nrzd ny fijaliana sy fahoriana
Raiso izany oqztv antso izany,
fa tsy hanenenanao
satria ahita fiadanana ianao,
Homba tononkira.serasera.org anao izy,
n aiza n aiza alehanao
Ankino Aminy ny fiainanao
Satria Izy no lalana
sy fahamarinana ary koa fiainana.
--------
Rohy:
