Fanasana (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpanota ô avia
Fa miantso anao kristy,
aza miherikerika intsony ianao,
Faingana ianao
Fa miandry tononkira.serasera.org anao Izy
Efa ela no nitadiavany anao,
Lova tsy mety ho lvpjdb lany
No atolony ho anao,
ka ho foana ny fijaliana byxxjnwr sy fahoriana
Raiso izany antso izany,
fa tsy vhsqp hanenenanao
satria ahita fiadanana ianao,
Homba anao izy,
n aiza n aiza alehanao
Ankino Aminy ny fiainanao
Satria Izy no lalana
sy fahamarinana ary koa fiainana.
Fa miantso anao kristy,
aza miherikerika intsony ianao,
Faingana ianao
Fa miandry tononkira.serasera.org anao Izy
Efa ela no nitadiavany anao,
Lova tsy mety ho lvpjdb lany
No atolony ho anao,
ka ho foana ny fijaliana byxxjnwr sy fahoriana
Raiso izany antso izany,
fa tsy vhsqp hanenenanao
satria ahita fiadanana ianao,
Homba anao izy,
n aiza n aiza alehanao
Ankino Aminy ny fiainanao
Satria Izy no lalana
sy fahamarinana ary koa fiainana.
--------
Link:
