Niova fo (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niova fo aho ry Tompo o!
Tapa-kevitra hanara-dia Anao
Niova fo ty mpanomponao
Fa nandre ny teninao
Niova fo (2x) f’efa resy lahatra
Niova fo (2x) fa hay teo anilako Ianao
Ka aoka ny sitrakao no hitoetra ato anatiko
Satria Ianao no efa nifidy ahy
Ka niova fo aho izao, eny niova ny foko
Ka tsy hierikerika aho f’efa eo Ianao

Niova fo (2x) f’efa resy lahatra
Niova fo (2x) fa hay teo anilako Ianao
Ka aoka ny sitrakao no hitoetra ato anatiko
Satria Ianao no efa nifidy ahy
Ka niova fo aho izao, eny niova ny foko
Ka tsy hierikerika aho f’efa eo Ianao
Efa resy lahatra aho
Fa teo anilako Ianao
Ka aoka ny sitrakao no hitoetra ato anatiko
Satria Ianao no efa nifidy ahy
Ka niova fo aho izao, eny niova ny foko
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsafi
Visites : 938
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 25/08/2015 13:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0735