FA IZY (25ème) (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FA IZY
1. Andriamanitry ny fanompoana
Izy 'lay Ray Zanaka Fanahy
Nampiombona tononkira.serasera.org hatrany ny fanompoana
(dimy amby roapolo taona indray)2x
Ref: Fa Izy no fihavanantsika
naha iray antsika roa tonta
Ka nandrava ny efitry ny fisarahana
tsy misy nohavahana
2. Ndao honerana ny zava-bita
Na ratsy na ny tsara hihoarana
Ka ny tsangambato izay hatsangatsika
Mari-pifandraisan-tanana
3. Faniriana sy ny hetaheta
rdtahtd Ny sampana Fifihazana rehetra
Hiverina opjdnk amin'ilay fitiavana vbkv voalohany
Hanompo amin'ny fahadiovam-po
1. Andriamanitry ny fanompoana
Izy 'lay Ray Zanaka Fanahy
Nampiombona tononkira.serasera.org hatrany ny fanompoana
(dimy amby roapolo taona indray)2x
Ref: Fa Izy no fihavanantsika
naha iray antsika roa tonta
Ka nandrava ny efitry ny fisarahana
tsy misy nohavahana
2. Ndao honerana ny zava-bita
Na ratsy na ny tsara hihoarana
Ka ny tsangambato izay hatsangatsika
Mari-pifandraisan-tanana
3. Faniriana sy ny hetaheta
rdtahtd Ny sampana Fifihazana rehetra
Hiverina opjdnk amin'ilay fitiavana vbkv voalohany
Hanompo amin'ny fahadiovam-po
--------
Rohy:
