FA IZY (25ème) (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FA IZY

1. Andriamanitry ny jvsf fanompoana
    Izy 'lay Ray Zanaka Fanahy
fzhu   Nampiombona hatrany ny fanompoana
  wouf  (dimy amby roapolo taona indray)2x

Ref: Fa Izy no fihavanantsika
       naha iray antsika roa tonta
       Ka nandrava ny efitry  ny fisarahana
       tsy misy nohavahana

2. Ndao honerana ny zava-bita
    Na ratsy na ny tsara hihoarana
    Ka ny tsangambato izay hatsangatsika
    Mari-pifandraisan-tanana

3. Faniriana sy ny hetaheta
    Ny sampana Fifihazana tononkira.serasera.org rehetra
    Hiverina amin'ilay fitiavana voalohany
    Hanompo amin'ny fahadiovam-po

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsafi
Visites : 1212
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : LouvRkt
Date : 26/03/2021 16:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314