Ampidiro aloha ny tenimiafina
FA IZY (25ème) (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FA IZY
1. Andriamanitry ny fzift fanompoana
Izy 'lay Ray Zanaka Fanahy
Nampiombona hatrany ny fanompoana
ztwugqi (dimy amby roapolo taona indray)2x
Ref: Fa tononkira.serasera.org Izy no fihavanantsika
naha iray antsika roa tonta
Ka nandrava ny efitry ny fisarahana
tsy misy nohavahana
2. Ndao honerana ny zava-bita
Na ratsy na ny tsara hihoarana
Ka ny tsangambato izay hatsangatsika
Mari-pifandraisan-tanana
3. Faniriana sy ny hetaheta eeyq
Ny sampana Fifihazana rehetra
Hiverina amin'ilay fitiavana voalohany
Hanompo amin'ny fahadiovam-po
1. Andriamanitry ny fzift fanompoana
Izy 'lay Ray Zanaka Fanahy
Nampiombona hatrany ny fanompoana
ztwugqi (dimy amby roapolo taona indray)2x
Ref: Fa tononkira.serasera.org Izy no fihavanantsika
naha iray antsika roa tonta
Ka nandrava ny efitry ny fisarahana
tsy misy nohavahana
2. Ndao honerana ny zava-bita
Na ratsy na ny tsara hihoarana
Ka ny tsangambato izay hatsangatsika
Mari-pifandraisan-tanana
3. Faniriana sy ny hetaheta eeyq
Ny sampana Fifihazana rehetra
Hiverina amin'ilay fitiavana voalohany
Hanompo amin'ny fahadiovam-po
--------
Link:
