derao (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao handeha hidera ilay mpamonjy tia
N’inona n’inona atao, na aiza no aleha
Hadinoy daholo zay rehetra mety ho olanao
Fa manandrata fiderana haleloia sy tononkira.serasera.org hxmd hosana (2x)
Isika rehetra izao zay manatrika eto anio
Dia tsy misy tonga lafatra fa be hadisoana
Ka andeha hiara-hiezaka hanova fiainana
Lolom-po sy enjikenjika, ny naneunwd latsa sy ny eso
Hosoloina fiainam-bavaka manomboka hatreto
Fiderana no entinay hanohy ny lalanao, derao (3) koa
Asandrato wprynj hatrany hanakoako eran-tany (2x)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1836
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 19:02