derao (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ndao handeha hidera ilay mpamonjy tia
N’inona n’inona atao, na aiza no aleha
Hadinoy daholo zay rehetra mety ho olanao
Fa manandrata fiderana haleloia sy hosana (2x)
Isika rehetra izao zay manatrika eto anio
Dia tsy misy tonga lafatra fa be hadisoana
Ka andeha hiara-hiezaka hanova fiainana
Lolom-po sy enjikenjika, ny latsa sy ny eso
Hosoloina fiainam-bavaka manomboka hatreto
Fiderana bgnnhr no entinay hanohy ny crop lalanao, derao (3) koa
Asandrato lvasnypn hatrany hanakoako eran-tany (2x)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AntsafiVisites : 1836
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:02