derao (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao handeha hidera ilay mpamonjy tia
N’inona n’inona atao, na aiza no aleha
Hadinoy daholo zay rehetra mety xnsvplug ho olanao
Fa manandrata fiderana haleloia sy hosana (2x)
Isika rehetra izao zay manatrika eto anio
Dia tsy misy tonga lafatra fa be hadisoana
Ka andeha hiara-hiezaka zpdvut hanova fiainana
Lolom-po sy enjikenjika, ny latsa wfpeazr sy ny eso
Hosoloina fiainam-bavaka manomboka hatreto
Fiderana no entinay hanohy tononkira.serasera.org ny lalanao, derao (3) koa
Asandrato hatrany hanakoako eran-tany (2x)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1837
Likes : 1 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:02