Antsafi folo Taona (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno folo taona izahay nanompoana, nijoro soamantsara e! (Misaotra Ray ô!)
Antsafi no anarana entina iantsoana, hitory filazantsara e!
Fa ny fahasoavanao Ray no tsaroana, matoa toy izao lnggai izahay e! (Misaotra Ray ô!)
Tao ny wqdrar mafy sy mideza Ianao dia teo foana, niaro nitarika anay!
Refr: Havaozinay izao ny fanoloran-tena
Omban' ny fanekena;
Hitory eo Jodia ary Jerosalema,
Hatrany am-parantany e!
F'ianao ilay niandohana sy mbola hiafarana
ebqhnjf Antom-pisian’izany asa izany
Haneho ny voninahitrao hatrany hatrany;
Hamoha matory, Hanaitra fanahy.
Be ny soritr’Asanao tononkira.serasera.org sady tsy mora, ‘zahay koa tsy mahay e! (Tsinjovy Ray ô)
Tsy vitan'ny hery kelinay sy ny vola, Tompo ô ampio sy hombay.
Mandra-pihavianao ry Jeso, ho tonga hiverina indray e! (Aoka Ray ô!)
Ampaherezo izahay tsy hilona, hazony ho mandrakizay.

--------
Rohy: