Antsafi folo Taona (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno folo taona izahay nanompoana, nijoro soamantsara e! (Misaotra tononkira.serasera.org Ray ô!)
Antsafi no anarana entina iantsoana, hitory filazantsara e!
Fa ny fahasoavanao Ray no tsaroana, matoa toy izao izahay e! (Misaotra Ray ô!)
Tao ny mafy sy mideza Ianao dia teo foana, niaro nitarika anay!

Refr:   Havaozinay izao ny fanoloran-tena
          gqkjlzie  Omban' ny fanekena;
           Hitory eo Jodia ary Jerosalema,
           Hatrany am-parantany e!
     yfeibs       F'ianao ilay niandohana sy mbola hiafarana
          ocrhyxy  Antom-pisian’izany asa izany
           Haneho ny voninahitrao hatrany hatrany;
           Hamoha matory, Hanaitra fanahy.

Be ny soritr’Asanao sady tsy mora, ‘zahay koa tsy mahay e! (Tsinjovy Ray ô)
Tsy vitan'ny hery kelinay sy ny vola, Tompo ô ampio sy hombay.
Mandra-pihavianao ry Jeso, ho tonga hiverina indray e! (Aoka Ray ô!)
Ampaherezo izahay tsy hilona, hazony ho mandrakizay.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsafi
Visites : 1725
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Maxi15
Date : 21/06/2016 12:12
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0377