Antsafi folo Taona (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno folo taona izahay nanompoana, nijoro soamantsara e! (Misaotra Ray ô!)
Antsafi no anarana entina iantsoana, hitory filazantsara e!
Fa ny fahasoavanao Ray no tsaroana, matoa toy izao izahay e! (Misaotra Ray dorz ô!)
Tao ny mafy uimf sy mideza Ianao dia teo foana, niaro nitarika anay!

Refr:   Havaozinay izao ny fanoloran-tena
           tononkira.serasera.org Omban' ny fanekena;
           Hitory eo Jodia ary Jerosalema,
           Hatrany am-parantany e!
         bgrvp   F'ianao ilay niandohana sy mbola hiafarana
           Antom-pisian’izany asa izany
           Haneho ny voninahitrao hatrany hatrany;
           Hamoha matory, Hanaitra fanahy.

Be ny soritr’Asanao sady tsy mora, ‘zahay koa tsy mahay e! (Tsinjovy Ray ô)
Tsy vitan'ny hery kelinay sy ny vola, Tompo ô ampio sy hombay.
Mandra-pihavianao ry Jeso, ho tonga hiverina indray e! (Aoka Ray ô!)
Ampaherezo izahay tsy hilona, hazony ho mandrakizay.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsafi
Hits : 1690
Likes : 1 Like
Created by : Maxi15
Date : 21/06/2016 12:12
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0903