anilanao (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Te ho eo anilanao foana izahay
Satria Ianao ilay xbmg Mpamonjy tononkira.serasera.org sy Mpanavotra anay
Izay mendrika hoderaina hatrany hatrany
Haleloia ! hosana!
Ianao ilay Ray izay mitantana anay
Ka bvtorph ny lalanao no arahinay
Ka rehefa tonga ny andro farany
Dia ny any Aminao no fanirianay
Teo ho eo anilanao foana izahay
Ianao ilay Ray izay mijery anay
Ka mahalala rhhy ny tokony ataonay
Indreto izahay mankasitraka Anao
Dia hanome voninahitra Anao
Te ho eo anilanao foana izahay.
Satria Ianao ilay xbmg Mpamonjy tononkira.serasera.org sy Mpanavotra anay
Izay mendrika hoderaina hatrany hatrany
Haleloia ! hosana!
Ianao ilay Ray izay mitantana anay
Ka bvtorph ny lalanao no arahinay
Ka rehefa tonga ny andro farany
Dia ny any Aminao no fanirianay
Teo ho eo anilanao foana izahay
Ianao ilay Ray izay mijery anay
Ka mahalala rhhy ny tokony ataonay
Indreto izahay mankasitraka Anao
Dia hanome voninahitra Anao
Te ho eo anilanao foana izahay.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1557
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 19:17
