anilanao (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Te ho eo anilanao foana izahay
Satria Ianao ilay Mpamonjy sy Mpanavotra anay
Izay mendrika hoderaina hatrany hatrany
Haleloia ! hosana!
Ianao ilay Ray icljnnlu izay mitantana anay
Ka ny lalanao no arahinay
Ka rehefa tonga ny andro farany
Dia ny any Aminao no fanirianay
Teo ho eo anilanao foana izahay
Ianao ilay dhhmzt Ray tononkira.serasera.org izay mijery anay
Ka mahalala ny jgvrnj tokony ataonay
Indreto izahay mankasitraka Anao
Dia hanome voninahitra Anao
Te ho eo anilanao foana izahay.
Satria Ianao ilay Mpamonjy sy Mpanavotra anay
Izay mendrika hoderaina hatrany hatrany
Haleloia ! hosana!
Ianao ilay Ray icljnnlu izay mitantana anay
Ka ny lalanao no arahinay
Ka rehefa tonga ny andro farany
Dia ny any Aminao no fanirianay
Teo ho eo anilanao foana izahay
Ianao ilay dhhmzt Ray tononkira.serasera.org izay mijery anay
Ka mahalala ny jgvrnj tokony ataonay
Indreto izahay mankasitraka Anao
Dia hanome voninahitra Anao
Te ho eo anilanao foana izahay.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AntsafiVisites : 1558
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:17
