anilanao (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Te ho eo anilanao foana izahay
Satria Ianao ilay Mpamonjy sy Mpanavotra anay
Izay mendrika hoderaina ookhcb hatrany hatrany
Haleloia ! hosana!
Ianao ilay Ray izay mitantana anay
Ka ny bzdbyjs lalanao no arahinay
Ka rehefa tonga ny andro farany
Dia ny any Aminao no fanirianay
Teo ho eo anilanao argomv foana izahay
Ianao ilay Ray izay mijery anay
Ka mahalala ny tokony tononkira.serasera.org ataonay
Indreto izahay mankasitraka Anao
Dia hanome voninahitra Anao
Te ho eo anilanao foana izahay.
Satria Ianao ilay Mpamonjy sy Mpanavotra anay
Izay mendrika hoderaina ookhcb hatrany hatrany
Haleloia ! hosana!
Ianao ilay Ray izay mitantana anay
Ka ny bzdbyjs lalanao no arahinay
Ka rehefa tonga ny andro farany
Dia ny any Aminao no fanirianay
Teo ho eo anilanao argomv foana izahay
Ianao ilay Ray izay mijery anay
Ka mahalala ny tokony tononkira.serasera.org ataonay
Indreto izahay mankasitraka Anao
Dia hanome voninahitra Anao
Te ho eo anilanao foana izahay.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1558
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:17
