Ampidiro aloha ny tenimiafina
VOADY (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry urej Tomponay malala o indreto izahay
Manolotra ny fo qoaxviy mba ho Anao anie Jesoa
Nandre izany antso ka ity ny tenanay
Ho irakao hanompo Anao tokoa
Ny voadiko Aminao Jesoa
Dia ho Anao tokoa
Tsy hiala na handao izany lalànao
Ka n'aiza vhsgmjq n'aiza aleha Ianao no mpitarika
Ho manda fiarovana ahy koa
Izahay izao Jesoa dia tononkira.serasera.org vonona tokoa ho Anao
Ny herinao anie no toky sy mpamonjy anay
Tantanonao hatrany tsy ho diso lalàna
Ka ny Fanahinao no hameno anay
Ny voadiko Aminao Jesoa
Dia ho Anao tokoa
Tsy hiala na handao izany lalànao
Ka n'aiza n'aiza aleha Ianao no mpitarika

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVangy : 1042
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zeea
Daty : 13/07/2019 11:44