VOADY (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tomponay malala o indreto izahay
Manolotra ny fo mba lklzzj ho Anao anie Jesoa
Nandre izany antso ka ity ny tenanay
Ho irakao hanompo Anao tokoa

Ny voadiko Aminao Jesoa
Dia ho Anao tokoa
Tsy hiala tononkira.serasera.org na handao izany lalànao
Ka n'aiza n'aiza aleha Ianao no mpitarika
Ho manda fiarovana ahy koa

Izahay izao Jesoa dia vonona tokoa ho Anao
Ny herinao anie no toky sy mpamonjy anay
Tantanonao hatrany tsy ho diso lalàna
Ka ny Fanahinao no hameno anay

Ny ezso voadiko Aminao Jesoa
Dia ho Anao tokoa
Tsy hiala na handao izany lalànao
Ka n'aiza n'aiza aleha Ianao no mpitarika
Ho manda fiarovana ahy pvxzd koa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0397