Ampidiro aloha ny tenimiafina
VOADY (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tomponay malala o indreto izahay
Manolotra ny fo mba ho Anao anie Jesoa
Nandre izany tononkira.serasera.org rsbplfd antso ka ity ny tenanay
Ho txqy irakao hanompo Anao tokoa
Ny voadiko Aminao Jesoa
Dia ho Anao tokoa
Tsy hiala na handao izany lalànao
Ka n'aiza n'aiza aleha Ianao no mpitarika
Ho manda fiarovana ahy koa
Izahay izao Jesoa dia vonona tokoa ho Anao
Ny herinao anie no toky sy mpamonjy anay
Tantanonao hatrany tsy ho diso yfpk lalàna
Ka ny Fanahinao no hameno anay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVisites : 1103
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zeea
Date : 13/07/2019 11:44