Ampidiro aloha ny tenimiafina
NDEHA DERAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maty ho Anao Jesosy Tomponao
Maty mba hisolo heloka
Inona e no mba atolotrao pzqpyyx ho Azy
Fa maty noho ny otanao, Jesoa
Fa maty xisx noho ny helokao, Jesosy
Ndeha derao ry dada o
Ndeha derao ry neny e
Ndeha derao ry zoky sy zandry
Tafatsangana ny Tomponao
Resiny izao ilay rafinao
Vitany ny fanavotana tononkira.serasera.org qkkgdre anao
Fa velona ny Tomponao, derao
Fa velona ho ahy sy ho anao, derao
Ndeha derao ry dada o
Ndeha derao ry neny e
Ndeha derao ry zoky sy zandry
Julien RAMIANDRISOA
Maty mba hisolo heloka
Inona e no mba atolotrao pzqpyyx ho Azy
Fa maty noho ny otanao, Jesoa
Fa maty xisx noho ny helokao, Jesosy
Ndeha derao ry dada o
Ndeha derao ry neny e
Ndeha derao ry zoky sy zandry
Tafatsangana ny Tomponao
Resiny izao ilay rafinao
Vitany ny fanavotana tononkira.serasera.org qkkgdre anao
Fa velona ny Tomponao, derao
Fa velona ho ahy sy ho anao, derao
Ndeha derao ry dada o
Ndeha derao ry neny e
Ndeha derao ry zoky sy zandry
Julien RAMIANDRISOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVangy : 1111
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zeea
Daty : 31/07/2018 09:12
