Ampidiro aloha ny tenimiafina
NDEHA DERAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maty ho qhrrfp Anao Jesosy Tomponao
Maty mba hisolo heloka
Inona e wsnksivo no mba atolotrao ho Azy
Fa lfvvis maty noho ny otanao, Jesoa
Fa maty noho ny helokao, Jesosy
Ndeha derao ry dada o
Ndeha derao ry neny e
Ndeha derao ry zoky sy zandry
Tafatsangana ny Tomponao
Resiny izao ilay rafinao
Vitany tononkira.serasera.org ny fanavotana anao
Fa velona ny Tomponao, derao
Fa velona ho ahy sy ho anao, derao
Ndeha derao ry dada o
Ndeha derao ry neny e
Ndeha derao ry zoky sy zandry
Julien RAMIANDRISOA
Maty mba hisolo heloka
Inona e wsnksivo no mba atolotrao ho Azy
Fa lfvvis maty noho ny otanao, Jesoa
Fa maty noho ny helokao, Jesosy
Ndeha derao ry dada o
Ndeha derao ry neny e
Ndeha derao ry zoky sy zandry
Tafatsangana ny Tomponao
Resiny izao ilay rafinao
Vitany tononkira.serasera.org ny fanavotana anao
Fa velona ny Tomponao, derao
Fa velona ho ahy sy ho anao, derao
Ndeha derao ry dada o
Ndeha derao ry neny e
Ndeha derao ry zoky sy zandry
Julien RAMIANDRISOA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVisites : 1173
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zeea
Date : 31/07/2018 09:12
