NDEHA DERAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maty qlpg ho Anao Jesosy Tomponao
Maty mba hisolo posaozr heloka
Inona e no mba atolotrao ho Azy
Fa maty noho ny otanao, Jesoa
Fa maty noho ny helokao, tononkira.serasera.org Jesosy
Ndeha derao ry dada o
Ndeha derao ry neny e
Ndeha derao ry zoky sy zandry
Tafatsangana ny Tomponao
Resiny izao ilay rafinao
Vitany ny fanavotana anao
Fa velona ny Tomponao, derao
Fa velona ho ahy edvs sy ho anao, derao
Ndeha derao ry dada o
Ndeha derao ry neny e
Ndeha derao ry zoky sy zandry
Julien RAMIANDRISOA
Maty mba hisolo posaozr heloka
Inona e no mba atolotrao ho Azy
Fa maty noho ny otanao, Jesoa
Fa maty noho ny helokao, tononkira.serasera.org Jesosy
Ndeha derao ry dada o
Ndeha derao ry neny e
Ndeha derao ry zoky sy zandry
Tafatsangana ny Tomponao
Resiny izao ilay rafinao
Vitany ny fanavotana anao
Fa velona ny Tomponao, derao
Fa velona ho ahy edvs sy ho anao, derao
Ndeha derao ry dada o
Ndeha derao ry neny e
Ndeha derao ry zoky sy zandry
Julien RAMIANDRISOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVangy : 1175
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zeea
Daty : 31/07/2018 09:12
